plt_tn/2ch/34/31.md

496 B

Nitsangana teo amin'ny fitoerany

D.H: "nijoro teo amin'izay niheritreretany hijoroany teo amin'ny varavaran'ny tempoly izy"

amin'ny fony rehetra sy ny fanahiny rehetra

Ireo andian-teny roa miaraka ireo dia fomba fiteny izay maneho ny maha olona rehetra. D.H: "ny aminy rehetra" na "ny fony manontolo"

ny olona rehetra izay hita tao Jerosalema sy Benjamina

D.H: "ny olona rehetra izay nitoetra tao Jerosalema sy Benjamina"

mba hanaiky ilay fanekena.

D.H: "mba hankatò ny fanekena"