plt_tn/2ch/33/04.md

12 lines
304 B
Markdown

# itoeran'ny anarako
D.H: "hataoko ho fatatrin'ny olona ny anarako"
# Nodorany tao ireo zanany lahy
Ity dia maneho ny fampiharana ilay fandorona ireo zaza mbola velona ho sorona amin'ny fanom-poan-tsampy.
# an-dohasahan'i Ben-hinoma
Toerana iray akaikin'ny Jerosalema fantatra ihany koa hoe Gehena.