# itoeran'ny anarako D.H: "hataoko ho fatatrin'ny olona ny anarako" # Nodorany tao ireo zanany lahy Ity dia maneho ny fampiharana ilay fandorona ireo zaza mbola velona ho sorona amin'ny fanom-poan-tsampy. # an-dohasahan'i Ben-hinoma Toerana iray akaikin'ny Jerosalema fantatra ihany koa hoe Gehena.