itoeran'ny anarako
D.H: "hataoko ho fatatrin'ny olona ny anarako"
Nodorany tao ireo zanany lahy
Ity dia maneho ny fampiharana ilay fandorona ireo zaza mbola velona ho sorona amin'ny fanom-poan-tsampy.
an-dohasahan'i Ben-hinoma
Toerana iray akaikin'ny Jerosalema fantatra ihany koa hoe Gehena.