plt_tn/2ch/29/03.md

8 lines
282 B
Markdown

# tamin'ny volana voalohany,
Ity dia volana voalohany ao amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny tapany faran'ny volana Martsa ary tapan'ny volana Aprily amin'ny tetiandro tavaratra.
# esory hiala ny fahalotoana
D.H: "esory ny tsy fahadiovana" na "esory ny fahalotoana"