# tamin'ny volana voalohany, Ity dia volana voalohany ao amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny tapany faran'ny volana Martsa ary tapan'ny volana Aprily amin'ny tetiandro tavaratra. # esory hiala ny fahalotoana D.H: "esory ny tsy fahadiovana" na "esory ny fahalotoana"