plt_tn/2ch/29/03.md

282 B

tamin'ny volana voalohany,

Ity dia volana voalohany ao amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny tapany faran'ny volana Martsa ary tapan'ny volana Aprily amin'ny tetiandro tavaratra.

esory hiala ny fahalotoana

D.H: "esory ny tsy fahadiovana" na "esory ny fahalotoana"