plt_tn/2ch/07/08.md

667 B

ary ny Israely rehetra niaraka taminy,

tonga ny olona rehetra avy amnin'ireo Israely.

Lebo Hamata

anran-toerana.

Fivavahana manetriketrika

Ity dia vondrom-pivavahana miavaka.

Tamin'ny andro fahatelo amby roapolon'ny volana fahafito,

andro fahatelo amby roapolon'ny volana fahafito- Ity dia andro faha fito ao amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahatelo amby roapolon'ny dia manakaiky ny tapaky ny volana Oktobra amin'ny tetiandro tandrefana.

tamim-pifaliana sy tamin'ny fo ravoravo

Ny teny "hafaliana" sy "ravoravo" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Namafisin'izy ireo miaraka ny hamafin'ny hafaliana. D.H: "amin'ny fo feno hafaliana."