plt_tn/2ch/07/08.md

20 lines
667 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ary ny Israely rehetra niaraka taminy,
tonga ny olona rehetra avy amnin'ireo Israely.
# Lebo Hamata
anran-toerana.
# Fivavahana manetriketrika
Ity dia vondrom-pivavahana miavaka.
# Tamin'ny andro fahatelo amby roapolon'ny volana fahafito,
andro fahatelo amby roapolon'ny volana fahafito- Ity dia andro faha fito ao amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahatelo amby roapolon'ny dia manakaiky ny tapaky ny volana Oktobra amin'ny tetiandro tandrefana.
# tamim-pifaliana sy tamin'ny fo ravoravo
Ny teny "hafaliana" sy "ravoravo" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Namafisin'izy ireo miaraka ny hamafin'ny hafaliana. D.H: "amin'ny fo feno hafaliana."