# ary ny Israely rehetra niaraka taminy, tonga ny olona rehetra avy amnin'ireo Israely. # Lebo Hamata anran-toerana. # Fivavahana manetriketrika Ity dia vondrom-pivavahana miavaka. # Tamin'ny andro fahatelo amby roapolon'ny volana fahafito, andro fahatelo amby roapolon'ny volana fahafito- Ity dia andro faha fito ao amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahatelo amby roapolon'ny dia manakaiky ny tapaky ny volana Oktobra amin'ny tetiandro tandrefana. # tamim-pifaliana sy tamin'ny fo ravoravo Ny teny "hafaliana" sy "ravoravo" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Namafisin'izy ireo miaraka ny hamafin'ny hafaliana. D.H: "amin'ny fo feno hafaliana."