plt_tn/2ch/06/14.md

8 lines
385 B
Markdown

# ireo mpanomponao izay mandeha eo anatrehanao amin'ny fony manontolo
D.H: "izahay no nanandrana ny hanao izay tianareo hatao aminay."
# niteny tamin'ny vavanao Ianao ary notanterahinao tamin'ny tananao izany,
Ity dia maneho ny fampanantenana izay nataon'Andriamanitra tamin'i Davida fa ny zanany lahy dia tsy maintsy hanao ny tempoly. D.H: "efa notanterahanao ny fampanantenanao."