plt_tn/2ch/06/14.md

385 B

ireo mpanomponao izay mandeha eo anatrehanao amin'ny fony manontolo

D.H: "izahay no nanandrana ny hanao izay tianareo hatao aminay."

niteny tamin'ny vavanao Ianao ary notanterahinao tamin'ny tananao izany,

Ity dia maneho ny fampanantenana izay nataon'Andriamanitra tamin'i Davida fa ny zanany lahy dia tsy maintsy hanao ny tempoly. D.H: "efa notanterahanao ny fampanantenanao."