# ireo mpanomponao izay mandeha eo anatrehanao amin'ny fony manontolo D.H: "izahay no nanandrana ny hanao izay tianareo hatao aminay." # niteny tamin'ny vavanao Ianao ary notanterahinao tamin'ny tananao izany, Ity dia maneho ny fampanantenana izay nataon'Andriamanitra tamin'i Davida fa ny zanany lahy dia tsy maintsy hanao ny tempoly. D.H: "efa notanterahanao ny fampanantenanao."