plt_tn/1ti/06/13.md

24 lines
856 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
I Paoly dia miresaka momba ny fahatongavan'i Kristy, manome torolalana manokana an'ireo mpanan-karena, ary farany dia mamarana ny hafatra manokana ho an'i Timoty.
# manome anao izany didy izany
"izany no nandidiko anao"
# anoloan'Andriamanitra
"eo anatrehan'Andriamanitra." Izany dia milaza fa i Paoly dia mangataka an'Andriamanitra ho vavolombelony. DH: "miaraka amin'Andriamanitra ho vavolombelona"
# anatrehan'i Kristy
"eo anatrehan'i Kristy." Izany dia midika fa i Paoly dia mangataka an'i Jesosy ho vavolombelony. DH: "miaraka amin'i Kristy Jesosy ho vavolombelona"
# tsy manan-tsiny
Ireo mety ho dikany 1) Jesosy dia tsy hahita fahadisoana amin'i Timoty na 2) ny olona hafa dia tsy hahita fahadisoana amin'i Timoty
# mandra-pisehon'ny Tompontsika Jesosy Kristy
"mandra-pahatongan'ny Tompo Jesosy indray"