# Fampifandraisana ny foto-kevitra I Paoly dia miresaka momba ny fahatongavan'i Kristy, manome torolalana manokana an'ireo mpanan-karena, ary farany dia mamarana ny hafatra manokana ho an'i Timoty. # manome anao izany didy izany "izany no nandidiko anao" # anoloan'Andriamanitra "eo anatrehan'Andriamanitra." Izany dia milaza fa i Paoly dia mangataka an'Andriamanitra ho vavolombelony. DH: "miaraka amin'Andriamanitra ho vavolombelona" # anatrehan'i Kristy "eo anatrehan'i Kristy." Izany dia midika fa i Paoly dia mangataka an'i Jesosy ho vavolombelony. DH: "miaraka amin'i Kristy Jesosy ho vavolombelona" # tsy manan-tsiny Ireo mety ho dikany 1) Jesosy dia tsy hahita fahadisoana amin'i Timoty na 2) ny olona hafa dia tsy hahita fahadisoana amin'i Timoty # mandra-pisehon'ny Tompontsika Jesosy Kristy "mandra-pahatongan'ny Tompo Jesosy indray"