plt_tn/1ti/06/13.md

856 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

I Paoly dia miresaka momba ny fahatongavan'i Kristy, manome torolalana manokana an'ireo mpanan-karena, ary farany dia mamarana ny hafatra manokana ho an'i Timoty.

manome anao izany didy izany

"izany no nandidiko anao"

anoloan'Andriamanitra

"eo anatrehan'Andriamanitra." Izany dia milaza fa i Paoly dia mangataka an'Andriamanitra ho vavolombelony. DH: "miaraka amin'Andriamanitra ho vavolombelona"

anatrehan'i Kristy

"eo anatrehan'i Kristy." Izany dia midika fa i Paoly dia mangataka an'i Jesosy ho vavolombelony. DH: "miaraka amin'i Kristy Jesosy ho vavolombelona"

tsy manan-tsiny

Ireo mety ho dikany 1) Jesosy dia tsy hahita fahadisoana amin'i Timoty na 2) ny olona hafa dia tsy hahita fahadisoana amin'i Timoty

mandra-pisehon'ny Tompontsika Jesosy Kristy

"mandra-pahatongan'ny Tompo Jesosy indray"