plt_tn/1ti/06/03.md

44 lines
1.4 KiB
Markdown

# mampianatra amin'ny fomba hafa
"mampianatra foto-mpampianarana samihafa" na "mampianatra izay tsy mety"
# izay mitondra any amin'ny toetra araka an'Andriamanitra
"Izay manampy ny olona hanao ny toetra araka an'Andriamanitra" na "izay manampy ny olona hiaina amin'ny fomba izay mahafaly an'Andriamanitra"
# tsy mahalala na inona na inona
"Tsy mahafantatra na inona na inona momba ny fahamarinan'Andriamanitra"
# izy dia adalan'ireo adihevitra sy ireo fandresen-dahatra
I Paoly dia miresaka momba ireo olona izay mahatsiaro noterena mba hiditra amin'ny fandresen-dahatra tsy misy ilana azy tahaka ny hoe marary izy ireo. Ny olona toy izany dia maniry mafy ny asan'ny fanoherana, ary tsy maniry ny hahita ny fomba hanekena. DH: "Izay rehetra tiany hatao dia ny mifanohitra amin'izany" na "ireo adihevitra mafana"
# izy dia marary
Eto "izy" dia tsy manambara olona manokana fa ny olona rehetra amin'ny ankapobeny. DH: "Izy ireo dia marary"
# momba ireo teny
"momba ny dikan'ireo teny"
# fialonana
"ny faniriana ny hanana izay hananan'ny olona"
# fanevatevana
"Ny olona izay milaza zavatra diso mahakasika ny tsirairay"
# ahiahy ratsy
"Ny olona mahatsapa fa ny olona hafa dia haniry hanao ratsy azy ireo"
# ny fifandonana eo amin'ireo olona maloto fisainana
"Ratsy fanahy"
# Miala amin'ny marina izy ireo
Eto ny hoe "miala amin'ny" dia fomba fiteny izay midika fitsaharana ny fanaovana zavatra iray." DH: "mitsahatra mino ny fahamarinana"