# mampianatra amin'ny fomba hafa "mampianatra foto-mpampianarana samihafa" na "mampianatra izay tsy mety" # izay mitondra any amin'ny toetra araka an'Andriamanitra "Izay manampy ny olona hanao ny toetra araka an'Andriamanitra" na "izay manampy ny olona hiaina amin'ny fomba izay mahafaly an'Andriamanitra" # tsy mahalala na inona na inona "Tsy mahafantatra na inona na inona momba ny fahamarinan'Andriamanitra" # izy dia adalan'ireo adihevitra sy ireo fandresen-dahatra I Paoly dia miresaka momba ireo olona izay mahatsiaro noterena mba hiditra amin'ny fandresen-dahatra tsy misy ilana azy tahaka ny hoe marary izy ireo. Ny olona toy izany dia maniry mafy ny asan'ny fanoherana, ary tsy maniry ny hahita ny fomba hanekena. DH: "Izay rehetra tiany hatao dia ny mifanohitra amin'izany" na "ireo adihevitra mafana" # izy dia marary Eto "izy" dia tsy manambara olona manokana fa ny olona rehetra amin'ny ankapobeny. DH: "Izy ireo dia marary" # momba ireo teny "momba ny dikan'ireo teny" # fialonana "ny faniriana ny hanana izay hananan'ny olona" # fanevatevana "Ny olona izay milaza zavatra diso mahakasika ny tsirairay" # ahiahy ratsy "Ny olona mahatsapa fa ny olona hafa dia haniry hanao ratsy azy ireo" # ny fifandonana eo amin'ireo olona maloto fisainana "Ratsy fanahy" # Miala amin'ny marina izy ireo Eto ny hoe "miala amin'ny" dia fomba fiteny izay midika fitsaharana ny fanaovana zavatra iray." DH: "mitsahatra mino ny fahamarinana"