plt_tn/1ti/06/03.md

1.4 KiB

mampianatra amin'ny fomba hafa

"mampianatra foto-mpampianarana samihafa" na "mampianatra izay tsy mety"

izay mitondra any amin'ny toetra araka an'Andriamanitra

"Izay manampy ny olona hanao ny toetra araka an'Andriamanitra" na "izay manampy ny olona hiaina amin'ny fomba izay mahafaly an'Andriamanitra"

tsy mahalala na inona na inona

"Tsy mahafantatra na inona na inona momba ny fahamarinan'Andriamanitra"

izy dia adalan'ireo adihevitra sy ireo fandresen-dahatra

I Paoly dia miresaka momba ireo olona izay mahatsiaro noterena mba hiditra amin'ny fandresen-dahatra tsy misy ilana azy tahaka ny hoe marary izy ireo. Ny olona toy izany dia maniry mafy ny asan'ny fanoherana, ary tsy maniry ny hahita ny fomba hanekena. DH: "Izay rehetra tiany hatao dia ny mifanohitra amin'izany" na "ireo adihevitra mafana"

izy dia marary

Eto "izy" dia tsy manambara olona manokana fa ny olona rehetra amin'ny ankapobeny. DH: "Izy ireo dia marary"

momba ireo teny

"momba ny dikan'ireo teny"

fialonana

"ny faniriana ny hanana izay hananan'ny olona"

fanevatevana

"Ny olona izay milaza zavatra diso mahakasika ny tsirairay"

ahiahy ratsy

"Ny olona mahatsapa fa ny olona hafa dia haniry hanao ratsy azy ireo"

ny fifandonana eo amin'ireo olona maloto fisainana

"Ratsy fanahy"

Miala amin'ny marina izy ireo

Eto ny hoe "miala amin'ny" dia fomba fiteny izay midika fitsaharana ny fanaovana zavatra iray." DH: "mitsahatra mino ny fahamarinana"