plt_tn/1ti/05/05.md

28 lines
800 B
Markdown

# Fa ny tena mpitondratena dia navela ho irery
"fa ilay iray izay tena mpitondratena marina tokoa dia tsy manana fianakaviana"
# Mitoetra hatrany amin'ireo fangatahana sy vavaka
"Manohy ny fangatahany sy ireo vavaka izy"
# ireo fangatahana sy vavaka
Ireo teny roa ireo dia midika zavatra mitovy. Ampiasain'i Paoly miaraka izy ireo mba hanamafisana ny fivavahan'ireo mpitondra-tena.
# andro aman'alina
Ireo teny hoe "alina" sy "andro" dia ampiasaina miaraka ka midika hoe "amin'ny fotoana rehetra." DH: "amin'ny fotoana rehetra"
# Na izany aza
"Kanefa"
# dia maty
I Paoly dia miresaka momba ny olona izay tsy mitady ny hampifaly an'Andriamanitra tahaka ny hoe maty izy ireo. DH: "toy ny olona maty, tsy mamaly an'Andriamanitra izy"
# mbola velona
Izany dia milaza ny fiainana ara-batana.