800 B
800 B
Fa ny tena mpitondratena dia navela ho irery
"fa ilay iray izay tena mpitondratena marina tokoa dia tsy manana fianakaviana"
Mitoetra hatrany amin'ireo fangatahana sy vavaka
"Manohy ny fangatahany sy ireo vavaka izy"
ireo fangatahana sy vavaka
Ireo teny roa ireo dia midika zavatra mitovy. Ampiasain'i Paoly miaraka izy ireo mba hanamafisana ny fivavahan'ireo mpitondra-tena.
andro aman'alina
Ireo teny hoe "alina" sy "andro" dia ampiasaina miaraka ka midika hoe "amin'ny fotoana rehetra." DH: "amin'ny fotoana rehetra"
Na izany aza
"Kanefa"
dia maty
I Paoly dia miresaka momba ny olona izay tsy mitady ny hampifaly an'Andriamanitra tahaka ny hoe maty izy ireo. DH: "toy ny olona maty, tsy mamaly an'Andriamanitra izy"
mbola velona
Izany dia milaza ny fiainana ara-batana.