# Fa ny tena mpitondratena dia navela ho irery "fa ilay iray izay tena mpitondratena marina tokoa dia tsy manana fianakaviana" # Mitoetra hatrany amin'ireo fangatahana sy vavaka "Manohy ny fangatahany sy ireo vavaka izy" # ireo fangatahana sy vavaka Ireo teny roa ireo dia midika zavatra mitovy. Ampiasain'i Paoly miaraka izy ireo mba hanamafisana ny fivavahan'ireo mpitondra-tena. # andro aman'alina Ireo teny hoe "alina" sy "andro" dia ampiasaina miaraka ka midika hoe "amin'ny fotoana rehetra." DH: "amin'ny fotoana rehetra" # Na izany aza "Kanefa" # dia maty I Paoly dia miresaka momba ny olona izay tsy mitady ny hampifaly an'Andriamanitra tahaka ny hoe maty izy ireo. DH: "toy ny olona maty, tsy mamaly an'Andriamanitra izy" # mbola velona Izany dia milaza ny fiainana ara-batana.