plt_tn/1ti/05/01.md

28 lines
1002 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
I Paoly dia manohy ny fitenenana an'i Timoty amin'ny fomba hitondrana ireo lehilahy, ireo vehivavy, ireo maty vady, ary ireo vehivavy tanora ao am-piangonana.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanome ireo didy ireo tamin'ny olona iray i Paoly, Timoty. Ireo karazana fomba fiteny rehetra amin'ny hoe: "ianao" na ireo endrika hafa ilazana ny hoe mandidy dia afaka ampiasaina amin'ny endrika manondro olona tokana eto.
# Aza mibedy ny lahy antitra
"Aza miteny mafy amin'ny lahy antitra"
# Fa kosa, anaro....izy
"Fa kosa, ankaherezo izy"
# toy ny ray izy...toy ny rahalahy... tahaka ny reny...toy ny anabavy
I Paoly dia mampiasa fanoharana mba hitenenana an'i Timoty fa izy dia tokony hitondra ireo namany mpino am-pitiavana marina sy fanajana.
# ireo vehivahy tanora
DH: "ary anaro ireo vehivavy tanora" na "ary ankaherezo ireo vehivavy tanora"
# ao amin'ny fahadiovana rehetra
"miaraka amin'ny fahadiovan-tsaina sy ireo asa" na "amin'ny fomba masina"