plt_tn/1ti/04/11.md

12 lines
455 B
Markdown

# Ambarao sy ampianaro ireo zavatra ireo
"mandidy sy mampianara ireo zavatra ireo" na "mandidy sy mampianara ireo zavatra izay nolazaiko ireo"
# Aoka tsy ho tsinontsinoavin'ny olona ny fahatanoranao
"Aza mamela an'iza na iza hihevitra anareo ho tsy manan-danja satria tanora ianareo"
# tohizo ny amin'ny famakiana, amin'ny fananarana, sy amin'ny fampianarana
"tohizo ny famakiana, fanazavana, sy ny fampianarana ireo soratra masina ho an'ireo mpino"