plt_tn/1ti/04/11.md

455 B

Ambarao sy ampianaro ireo zavatra ireo

"mandidy sy mampianara ireo zavatra ireo" na "mandidy sy mampianara ireo zavatra izay nolazaiko ireo"

Aoka tsy ho tsinontsinoavin'ny olona ny fahatanoranao

"Aza mamela an'iza na iza hihevitra anareo ho tsy manan-danja satria tanora ianareo"

tohizo ny amin'ny famakiana, amin'ny fananarana, sy amin'ny fampianarana

"tohizo ny famakiana, fanazavana, sy ny fampianarana ireo soratra masina ho an'ireo mpino"