# Ambarao sy ampianaro ireo zavatra ireo "mandidy sy mampianara ireo zavatra ireo" na "mandidy sy mampianara ireo zavatra izay nolazaiko ireo" # Aoka tsy ho tsinontsinoavin'ny olona ny fahatanoranao "Aza mamela an'iza na iza hihevitra anareo ho tsy manan-danja satria tanora ianareo" # tohizo ny amin'ny famakiana, amin'ny fananarana, sy amin'ny fampianarana "tohizo ny famakiana, fanazavana, sy ny fampianarana ireo soratra masina ho an'ireo mpino"