plt_tn/1ti/03/11.md

1.1 KiB

Ireo vehivavy ihany koa

Ireo mety ho dikany 1) "ireo vehivavy" dia manondro ireo vadin'ny diakona na 2) "ireo vehivavy" dia manondro ireo diakona vavy.

mendrika

"miasa tsara" na "mendrika ny hajaina"

Tsy tokony ho mpanendrikendrika izy ireo

''Tsy tokony hiteny ratsy momba ny olona sasany"

andanjalanja

"tsy manao zavatra be loatra"

hanambady vehivavy tokana

Ny lehilahy dia tsy maintsy manana vady tokana ihany. Tsy mazava izany raha manavaka ireo lehilahy izay maty vady na nisaraka taloha, na mbola tsy nanambady mihitsy.

mitantana tsara ireo zanany sy ny tokantranony izy ireo

"mikarakara tsara sy mitarika ireo zanaka ary ireo olona hafa izay miaina ao an-tranon'izy ireo"

Fa ireo

"fa ireo diakona" na "Fa ireo mpitarika ny fiangonana"

handray

"handray ho an'ny tenan'izy ireo" na "hahazo ho an'ny tenan'izy ireo"

ny laza tsara

DH: "tsara laza eo amin'ireo mpino"

fahatokisana lehibe amin'ny finoana izay ao amin'i Jesosy Kristy

Mety ho dikany dia izao: 1) izy ireo dia hino an'i Jesosy amin'ny fahatokisana bebe kokoa na 2) izy ireo dia hiteny am-pahatokisana amin'ny olona hafa mahakasika ny finoan'izy ireo an'i Jesosy.