plt_tn/1ti/03/11.md

40 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ireo vehivavy ihany koa
Ireo mety ho dikany 1) "ireo vehivavy" dia manondro ireo vadin'ny diakona na 2) "ireo vehivavy" dia manondro ireo diakona vavy.
# mendrika
"miasa tsara" na "mendrika ny hajaina"
# Tsy tokony ho mpanendrikendrika izy ireo
''Tsy tokony hiteny ratsy momba ny olona sasany"
# andanjalanja
"tsy manao zavatra be loatra"
# hanambady vehivavy tokana
Ny lehilahy dia tsy maintsy manana vady tokana ihany. Tsy mazava izany raha manavaka ireo lehilahy izay maty vady na nisaraka taloha, na mbola tsy nanambady mihitsy.
# mitantana tsara ireo zanany sy ny tokantranony izy ireo
"mikarakara tsara sy mitarika ireo zanaka ary ireo olona hafa izay miaina ao an-tranon'izy ireo"
# Fa ireo
"fa ireo diakona" na "Fa ireo mpitarika ny fiangonana"
# handray
"handray ho an'ny tenan'izy ireo" na "hahazo ho an'ny tenan'izy ireo"
# ny laza tsara
DH: "tsara laza eo amin'ireo mpino"
# fahatokisana lehibe amin'ny finoana izay ao amin'i Jesosy Kristy
Mety ho dikany dia izao: 1) izy ireo dia hino an'i Jesosy amin'ny fahatokisana bebe kokoa na 2) izy ireo dia hiteny am-pahatokisana amin'ny olona hafa mahakasika ny finoan'izy ireo an'i Jesosy.