plt_tn/1th/05/25.md

332 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Paoly dia nanome ny fanambarany farany.

Rahalahy

Eto ny "rahalahy" dia midika hoe Kristiana namana.

Mangataka aminareo amin'ny Tompo aho

"Manontany anareo aho, toy ny hoe miteny aminareo ny Tompo."

Mba hovakiana ity taratasy ity

DH: "mba ho vakianareo rehetra ity taratasy ity."