# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Paoly dia nanome ny fanambarany farany. # Rahalahy Eto ny "rahalahy" dia midika hoe Kristiana namana. # Mangataka aminareo amin'ny Tompo aho "Manontany anareo aho, toy ny hoe miteny aminareo ny Tompo." # Mba hovakiana ity taratasy ity DH: "mba ho vakianareo rehetra ity taratasy ity."