plt_tn/1th/05/25.md

16 lines
332 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Paoly dia nanome ny fanambarany farany.
# Rahalahy
Eto ny "rahalahy" dia midika hoe Kristiana namana.
# Mangataka aminareo amin'ny Tompo aho
"Manontany anareo aho, toy ny hoe miteny aminareo ny Tompo."
# Mba hovakiana ity taratasy ity
DH: "mba ho vakianareo rehetra ity taratasy ity."