plt_tn/1th/04/13.md

905 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Paoly dia miresaka ireo mpino izay efa maty, izay mbola velona, ary ireo izay ho velona rehefa miverina i Kristy.

Fa tsy tianay tsy ho fantatrareo

Izany dia afaka atao amin'ny fomba tsara. DH: "Tianay ho fantatrareo."

Rahalahy

Eto ny "rahalahy" dia midika hoe Kristiana namana.

Ireo izay nodimandry

Izany dia hilazana ireo izay maty.

Mba tsy halahelovanareo

"Mba tsy hitomanianareo."

Tahaka ireo ambiny izay tsy manana antoka ny amin'ny ho avy

"Toy ireo olona izay tsy mino."

Raha mino isika

Eto ny hoe: "isika" dia manondro an'i Paoly ary ireo mpihaino azy.

Nitsangana indray

"Nitsangana mba hiaina indray."

Ireo izay efa nodimandry tao aminy

Eto ny hoe: "efa nodimandry" dia fomba hentitra hitenenana ny hoe maty.

Amin'ny fahatongavan'ny Tompo

"Amin'ny fihavian'ny Tompo."

Dia tsy hialoha tokoa

"Tsy ho eo aloha mihintsy."