# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Paoly dia miresaka ireo mpino izay efa maty, izay mbola velona, ary ireo izay ho velona rehefa miverina i Kristy. # Fa tsy tianay tsy ho fantatrareo Izany dia afaka atao amin'ny fomba tsara. DH: "Tianay ho fantatrareo." # Rahalahy Eto ny "rahalahy" dia midika hoe Kristiana namana. # Ireo izay nodimandry Izany dia hilazana ireo izay maty. # Mba tsy halahelovanareo "Mba tsy hitomanianareo." # Tahaka ireo ambiny izay tsy manana antoka ny amin'ny ho avy "Toy ireo olona izay tsy mino." # Raha mino isika Eto ny hoe: "isika" dia manondro an'i Paoly ary ireo mpihaino azy. # Nitsangana indray "Nitsangana mba hiaina indray." # Ireo izay efa nodimandry tao aminy Eto ny hoe: "efa nodimandry" dia fomba hentitra hitenenana ny hoe maty. # Amin'ny fahatongavan'ny Tompo "Amin'ny fihavian'ny Tompo." # Dia tsy hialoha tokoa "Tsy ho eo aloha mihintsy."