plt_tn/1th/04/13.md

44 lines
905 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Paoly dia miresaka ireo mpino izay efa maty, izay mbola velona, ary ireo izay ho velona rehefa miverina i Kristy.
# Fa tsy tianay tsy ho fantatrareo
Izany dia afaka atao amin'ny fomba tsara. DH: "Tianay ho fantatrareo."
# Rahalahy
Eto ny "rahalahy" dia midika hoe Kristiana namana.
# Ireo izay nodimandry
Izany dia hilazana ireo izay maty.
# Mba tsy halahelovanareo
"Mba tsy hitomanianareo."
# Tahaka ireo ambiny izay tsy manana antoka ny amin'ny ho avy
"Toy ireo olona izay tsy mino."
# Raha mino isika
Eto ny hoe: "isika" dia manondro an'i Paoly ary ireo mpihaino azy.
# Nitsangana indray
"Nitsangana mba hiaina indray."
# Ireo izay efa nodimandry tao aminy
Eto ny hoe: "efa nodimandry" dia fomba hentitra hitenenana ny hoe maty.
# Amin'ny fahatongavan'ny Tompo
"Amin'ny fihavian'ny Tompo."
# Dia tsy hialoha tokoa
"Tsy ho eo aloha mihintsy."