plt_tn/1th/04/01.md

20 lines
610 B
Markdown

# Rahalahy
Eto ny hoe: "rahalahy" dia midika hoe namana Kristiana.
# Mampahery sy mananatra anareo izahay
Paoly dia nampiasa ny hoe: "mampahery" sy "mananatra" mba hanamafisana fa mankahery mafy ireo mpino izy ireo. DH: "mankahery mafy anao izahay."
# Nahazo ireo fampianarana avy aminay ianareo
Izany dia afaka atao tso-drafitra. DH: "nampianatra anareo izahay."
# Tsy maintsy handehananareo
Eto ny hoe: "mandeha" dia fomba fiteny ilazana ny fomba tokony hiainana. DH: "tokony iainanao."
# Tamin'ny alalan'i Jesosy Tompo
Paoly dia miresaka ny fampianarany toy ny hoe nomen'i Jesosy tenany izy ireny.