610 B
610 B
Rahalahy
Eto ny hoe: "rahalahy" dia midika hoe namana Kristiana.
Mampahery sy mananatra anareo izahay
Paoly dia nampiasa ny hoe: "mampahery" sy "mananatra" mba hanamafisana fa mankahery mafy ireo mpino izy ireo. DH: "mankahery mafy anao izahay."
Nahazo ireo fampianarana avy aminay ianareo
Izany dia afaka atao tso-drafitra. DH: "nampianatra anareo izahay."
Tsy maintsy handehananareo
Eto ny hoe: "mandeha" dia fomba fiteny ilazana ny fomba tokony hiainana. DH: "tokony iainanao."
Tamin'ny alalan'i Jesosy Tompo
Paoly dia miresaka ny fampianarany toy ny hoe nomen'i Jesosy tenany izy ireny.