# Rahalahy Eto ny hoe: "rahalahy" dia midika hoe namana Kristiana. # Mampahery sy mananatra anareo izahay Paoly dia nampiasa ny hoe: "mampahery" sy "mananatra" mba hanamafisana fa mankahery mafy ireo mpino izy ireo. DH: "mankahery mafy anao izahay." # Nahazo ireo fampianarana avy aminay ianareo Izany dia afaka atao tso-drafitra. DH: "nampianatra anareo izahay." # Tsy maintsy handehananareo Eto ny hoe: "mandeha" dia fomba fiteny ilazana ny fomba tokony hiainana. DH: "tokony iainanao." # Tamin'ny alalan'i Jesosy Tompo Paoly dia miresaka ny fampianarany toy ny hoe nomen'i Jesosy tenany izy ireny.