plt_tn/1th/02/05.md

16 lines
477 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Paoly dia nilaza ireo mpino Tesaloniana fa ny fitondran-tenany dia tsy miorina amin'ny fandokana, fitiavan-karena, ary fanomezana voninahitra ny tena.
# Mampiasa teny fandokafana
"Miresaka aminao amin'ny fiderana tsy marina."
# Na ho fialan-tsiny amin'ny fitsiriritana
"Na nampiasa teny koa izahay mba hanafenana ny fanirian-dratsy ny volanareo."
# Afaka nitaky ireo tombotsoa
"Afaka nanizingizina ny mba hanomezanareo vola anay."