plt_tn/1th/02/05.md

477 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Paoly dia nilaza ireo mpino Tesaloniana fa ny fitondran-tenany dia tsy miorina amin'ny fandokana, fitiavan-karena, ary fanomezana voninahitra ny tena.

Mampiasa teny fandokafana

"Miresaka aminao amin'ny fiderana tsy marina."

Na ho fialan-tsiny amin'ny fitsiriritana

"Na nampiasa teny koa izahay mba hanafenana ny fanirian-dratsy ny volanareo."

Afaka nitaky ireo tombotsoa

"Afaka nanizingizina ny mba hanomezanareo vola anay."