# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Paoly dia nilaza ireo mpino Tesaloniana fa ny fitondran-tenany dia tsy miorina amin'ny fandokana, fitiavan-karena, ary fanomezana voninahitra ny tena. # Mampiasa teny fandokafana "Miresaka aminao amin'ny fiderana tsy marina." # Na ho fialan-tsiny amin'ny fitsiriritana "Na nampiasa teny koa izahay mba hanafenana ny fanirian-dratsy ny volanareo." # Afaka nitaky ireo tombotsoa "Afaka nanizingizina ny mba hanomezanareo vola anay."