plt_tn/1th/02/03.md

482 B

Tsy avy tamin'ny fahadisoana, na avy tamin'ny fahalotoana, na avy tamin'ny fitaka

"Marina, madio, ary tsotra."

Nankatoavan'Andriamanitra mba hatokisana

Paoly dia nosedraina ary voaporofo fa azon'Andriamanitra itokisana.

Miteny izahay

Paoly dia miresaka momba ny fitoriana ny hafatry ny filazantsara.

Izay mahalala ny fonay

Ny teny hoe "fo" dia teny fampiasa amin'ny faniriana sy ny eritreritry ny olona iray. DH: "izay mahalala ny faniriantsika sy ny eritreritsika."