plt_tn/1th/02/03.md

16 lines
482 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tsy avy tamin'ny fahadisoana, na avy tamin'ny fahalotoana, na avy tamin'ny fitaka
"Marina, madio, ary tsotra."
# Nankatoavan'Andriamanitra mba hatokisana
Paoly dia nosedraina ary voaporofo fa azon'Andriamanitra itokisana.
# Miteny izahay
Paoly dia miresaka momba ny fitoriana ny hafatry ny filazantsara.
# Izay mahalala ny fonay
Ny teny hoe "fo" dia teny fampiasa amin'ny faniriana sy ny eritreritry ny olona iray. DH: "izay mahalala ny faniriantsika sy ny eritreritsika."