# Tsy avy tamin'ny fahadisoana, na avy tamin'ny fahalotoana, na avy tamin'ny fitaka "Marina, madio, ary tsotra." # Nankatoavan'Andriamanitra mba hatokisana Paoly dia nosedraina ary voaporofo fa azon'Andriamanitra itokisana. # Miteny izahay Paoly dia miresaka momba ny fitoriana ny hafatry ny filazantsara. # Izay mahalala ny fonay Ny teny hoe "fo" dia teny fampiasa amin'ny faniriana sy ny eritreritry ny olona iray. DH: "izay mahalala ny faniriantsika sy ny eritreritsika."