plt_tn/1th/01/06.md

346 B

Nanjary naka tahaka ianareo

"Maka tahaka" dia midika oe manao na mandika ny fitondran-tenan'ny hafa.

Nandray ny teny

"Mandray ny fampianarana" na "manaiky ny fampianarana."

Tamin'ny ady sarotra lehibe

"Nandritra ny fotoam-pahoriana mafy" na "tamin'ny fanenjehana be."

Akaia

Izany dia distrika taloha tao amin'ny Gresy ankehitriny.