# Nanjary naka tahaka ianareo "Maka tahaka" dia midika oe manao na mandika ny fitondran-tenan'ny hafa. # Nandray ny teny "Mandray ny fampianarana" na "manaiky ny fampianarana." # Tamin'ny ady sarotra lehibe "Nandritra ny fotoam-pahoriana mafy" na "tamin'ny fanenjehana be." # Akaia Izany dia distrika taloha tao amin'ny Gresy ankehitriny.