plt_tn/1th/01/06.md

16 lines
346 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nanjary naka tahaka ianareo
"Maka tahaka" dia midika oe manao na mandika ny fitondran-tenan'ny hafa.
# Nandray ny teny
"Mandray ny fampianarana" na "manaiky ny fampianarana."
# Tamin'ny ady sarotra lehibe
"Nandritra ny fotoam-pahoriana mafy" na "tamin'ny fanenjehana be."
# Akaia
Izany dia distrika taloha tao amin'ny Gresy ankehitriny.