plt_tn/1th/01/02.md

674 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Amin'ity taratasy ity ny teny hoe: "izahay" sy "anay" dia manondro an'i Paoly, Silasy, ary Timoty, raha tsy misy fanamarihana manokana. Ary ihany koa, ny teny hoe: "ianareo" dia ilazana maro ary manondro ireo mpino ao amin'ny fiangonana tany Tesalonika.

Manome fisaorana an'Andriamanitra mandrakariva izahay

Eto ny hoe: "mandrakariva" dia manolo-kevitra fa rehefa mivavaka amin'Andriamanitra i Paoly, dia manolotra mandrakariva ny Tesaloniana amin'ny vavaka ataony amin'Andriamanitra.

Manonona anareo amin'ny vavakay.

"Mivavaka ho anareo izahay."

Asan'ny finoana

Hetsika izay tontosa noho ny fitokiana amin'Andriamanitra.