plt_tn/1th/01/02.md

16 lines
674 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Amin'ity taratasy ity ny teny hoe: "izahay" sy "anay" dia manondro an'i Paoly, Silasy, ary Timoty, raha tsy misy fanamarihana manokana. Ary ihany koa, ny teny hoe: "ianareo" dia ilazana maro ary manondro ireo mpino ao amin'ny fiangonana tany Tesalonika.
# Manome fisaorana an'Andriamanitra mandrakariva izahay
Eto ny hoe: "mandrakariva" dia manolo-kevitra fa rehefa mivavaka amin'Andriamanitra i Paoly, dia manolotra mandrakariva ny Tesaloniana amin'ny vavaka ataony amin'Andriamanitra.
# Manonona anareo amin'ny vavakay.
"Mivavaka ho anareo izahay."
# Asan'ny finoana
Hetsika izay tontosa noho ny fitokiana amin'Andriamanitra.