plt_tn/1sa/20/06.md

16 lines
443 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy manazava ny fitsapana nandrosoany hevitra i Davida.
# Nanao fierana fatratra tamiko
"nangataka tamiko raha hamela azy handeha aho"
# hoy izy ... izy ... nanapa-kevitra hanao ratsy izy
Ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Saoly.
# hanam-piadanana ny mpanomponao
Ataon'i Davida toy ny hoe olon-kafa ny tenany mba hanehoana fanajana amin'i Jonatana. DH: "Izaho, mpanomponao, dia hanam-piadanana"