# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy manazava ny fitsapana nandrosoany hevitra i Davida. # Nanao fierana fatratra tamiko "nangataka tamiko raha hamela azy handeha aho" # hoy izy ... izy ... nanapa-kevitra hanao ratsy izy Ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Saoly. # hanam-piadanana ny mpanomponao Ataon'i Davida toy ny hoe olon-kafa ny tenany mba hanehoana fanajana amin'i Jonatana. DH: "Izaho, mpanomponao, dia hanam-piadanana"